-
Jeremia 11:7, 8Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
7 Fa efa nanariko mafy ny razambenareo tamin’ny andro nitondrako azy avy tany Ejipta ka hatramin’izao. Nananatra azy imbetsaka aho* hoe: “Ankatoavy ny teniko.”+ 8 Tsy nihaino anefa izy ireo na nanongilan-tsofina, fa mbola samy nikiry nanaraka ny fo ratsiny+ ihany. Koa notanterahiko tamin’izy ireo ny teny rehetra ato amin’ity fifanekena ity, izay nasaiko narahiny nefa tsy narahiny.’”
-
-
Mika 6:16Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
16 Manaraka ny lalàn’i Omry sy izay rehetra nataon’ny taranak’i Ahaba mantsy ianareo,+
Sady manaiky ny toroheviny.
-