FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Jeremia 7:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Mbola nanao an’izany rehetra izany ihany anefa ianareo’, hoy i Jehovah, ‘ary na dia efa niteny anareo imbetsaka* aza aho, dia tsy nihaino ianareo.+ Niantso anareo foana aho, fa tsy namaly ianareo.+

  • Jeremia 25:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 Ary nirahin’i Jehovah tany aminareo ny mpaminany mpanompony rehetra. Imbetsaka izy no* naniraka azy ireny tany aminareo, nefa tsy nihaino ianareo na nanongilan-tsofina.+

  • Jeremia 35:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Nirahiko tany aminareo foana ny mpaminany mpanompoko rehetra. Imbetsaka aho no* naniraka azy ireny tany aminareo+ mba hiteny hoe: ‘Samia re miala amin’ny ratsy fanaonareo+ e, ary manaova ny tsara! Aza manaraka andriamani-kafa ary aza manompo an’ireny. Dia hipetraka foana ao amin’ilay tany nomeko anareo sy ny razambenareo ianareo.’+ Tsy nanongilan-tsofina nihaino ahy anefa ianareo.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara