FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Isaia 1:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 Misasà ka diovy ny tenanareo.+

      Esory tsy ho eo imasoko ny zava-dratsy ataonareo,

      Ary aza manao ratsy intsony.+

  • Jeremia 25:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 Nilaza ireny mpaminany ireny hoe: ‘Samia re miala amin’ny lalan-dratsinareo sy ny ratsy fanaonareo+ e! Amin’izay ianareo hipetraka ela ao amin’ilay tany nomen’i Jehovah anareo sy ny razambenareo efa hatramin’ny ela.

  • Ezekiela 18:30
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 30 “‘Hotsaraiko arakaraka izay nataonareo àry ianareo,+ ry taranak’Israely ô!’, hoy i Jehovah Tompo Fara Tampony. ‘Koa aza manao ratsy intsony. Aza atao intsony mihitsy ny fahadisoana rehetra nataonareo, mba tsy ho lasa vato mahatafintohina anareo ireny, ka hahatonga anareo hanao fahadisoana dia ho voasazy.

  • Hosea 14:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 “Miverena amin’i Jehovah Andriamanitrao, ry Israely ô!+

      Lavo mantsy ianao noho ny fahadisoana nataonao.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara