-
Ezekiela 6:9Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
9 Dia hahatsiaro ahy any amin’izay firenena hitondrana azy ho babo ireo tafavoaka velona ireo.+ Ho fantany fa tena nalahelo aho satria nivadika tamiko* sy niala tamiko ny fony,+ ary nitsiriritra an’ireny* sampiny maharikoriko ireny ny masony.+ Hahamenatra sy hahatsiravina azy ireo ny zavatra ratsy sy maharikoriko rehetra vitany.+
-
-
Ezekiela 16:61Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
61 Dia hotsaroanao ny nataonao ka ho menatra+ ianao rehefa mandray an’ireo rahavavinao, dia ny zokinao sy ny zandrinao. Homeko anao ho zanakao vavy izy ireo, nefa tsy noho ilay fifanekena natao taminao.’
-