2 Tantara 7:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 dia hongotako tsy ho eo amin’ny tany nomeko azy ny Israely.+ Ilay trano nohamasiniko ho an’ny anarako kosa hariako tsy ho hitan’ny masoko intsony, sady havelako hesoesoin’ny firenena rehetra* sy hataony fihomehezana.+ Fitomaniana 2:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Nataon’i Jehovah izay efa nokasainy.+ Notanterahiny ny teniny,+Dia ny didy efa nomeny hatramin’ny ela be.+ Nandravarava tsy nisy indrafo izy.+ Navelany hifaly amin’izay manjo anao ny fahavalo. Nampitomboiny ny herin’ireo* manohitra anao.
20 dia hongotako tsy ho eo amin’ny tany nomeko azy ny Israely.+ Ilay trano nohamasiniko ho an’ny anarako kosa hariako tsy ho hitan’ny masoko intsony, sady havelako hesoesoin’ny firenena rehetra* sy hataony fihomehezana.+
17 Nataon’i Jehovah izay efa nokasainy.+ Notanterahiny ny teniny,+Dia ny didy efa nomeny hatramin’ny ela be.+ Nandravarava tsy nisy indrafo izy.+ Navelany hifaly amin’izay manjo anao ny fahavalo. Nampitomboiny ny herin’ireo* manohitra anao.