FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Ezekiela 9:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 Raha mbola namely izy ireo, dia izaho irery sisa no tavela. Koa niankohoka aho ka nitalaho hoe: “Ry Jehovah Tompo Fara Tampony ô! Dia haringanao daholo ve ny sisa amin’ny Israely, amin’izao ianao manampatra ny hatezeranao amin’i Jerosalema izao?”+

  • Mika 1:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  8 Izany no mahatonga ahy hidradradradra sy hitaraindraina be,+

      Ary handeha tsy manao kapa sy mitanjaka.+

      Hitaraindraina hoatran’ny alikadia aho,

      Ary hitoreoreo hoatran’ny aotirisy.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara