Ezekiela 12:25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 ‘“Fa izaho Jehovah no hiteny. Tsy maintsy ho tanteraka izay teneniko, ary tsy hihemotra intsony izany.+ Dia hiteny an’izany aho amin’izao andronareo izao,+ ka hotanterahiko izany, ry taranaka mpikomy ô!”, hoy i Jehovah Tompo Fara Tampony.’”
25 ‘“Fa izaho Jehovah no hiteny. Tsy maintsy ho tanteraka izay teneniko, ary tsy hihemotra intsony izany.+ Dia hiteny an’izany aho amin’izao andronareo izao,+ ka hotanterahiko izany, ry taranaka mpikomy ô!”, hoy i Jehovah Tompo Fara Tampony.’”