-
Jeremia 16:9Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
9 “Fa izao no lazain’i Jehovah Tompon’ny tafika, Andriamanitry ny Israely: ‘Hataoko tsy misy feon’olona mifaly sy miravoravo, na feona mpampakatra sy ampakarina+ intsony eto amin’ity toerana ity, amin’ny andronareo. Ny masonareo mihitsy no hahita an’izany.’
-
-
Habakoka 1:5Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
5 “Jereo ireo firenena, dia mandiniha tsara!
Aoka ianareo ho gaga sy talanjona,
Satria hisy zavatra hitranga amin’ny andronareo,
Dia zavatra tsy hinoanareo na dia holazaina aminareo aza.+
-