FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Isaia 24:7, 8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  7 Misaona* ny divay vaovao, ary malazo ny voaloboka,+

      Ka misento daholo izay olona falifaly tany am-pony tany.+

       8 Vita hatreo ny fifaliana fa tsy misy feon’ampongatapaka intsony,

      Tsy heno intsony ny tabataban’ny olona miliba manao fety,

      Ary nijanona koa ny feo falifaly navoakan’ny harpa.+

  • Jeremia 7:34
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 34 Dia hataoko tsy misy feon’olona mifaly sy miravoravo, na feona mpampakatra sy ampakarina,+ intsony ao amin’ireo tanànan’i Joda sy eny amin’ny lalan’i Jerosalema. Fa ho rava tanteraka ilay tany.’”+

  • Apokalypsy 18:23
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 23 Tsy hisy hamirapiratra ao aminao intsony ny hazavan’ny jiro, ary tsy hisy feon’ny mpampakatra na ny ampakarina ho heno intsony ao aminao. Ny mpivarotra teo aminao mantsy no manam-pahefana ambony teny ambonin’ny tany, ary voafitaky ny ody lalaovinao+ ny firenena rehetra.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara