Eksodosy 23:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 “Aza manely tsaho.+ Ary aza miray tsikombakomba amin’ny ratsy fanahy ka mijoro ho vavolombelona mitetika ny hanao ratsy.+ Levitikosy 19:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 “‘Aza mandehandeha manendrikendrika olona eo amin’ny firenenao.+ Aza mandatsaka ny ran’ny namanao.*+ Izaho no Jehovah.
23 “Aza manely tsaho.+ Ary aza miray tsikombakomba amin’ny ratsy fanahy ka mijoro ho vavolombelona mitetika ny hanao ratsy.+
16 “‘Aza mandehandeha manendrikendrika olona eo amin’ny firenenao.+ Aza mandatsaka ny ran’ny namanao.*+ Izaho no Jehovah.