-
Salamo 119:119Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
119 Arianao toy ny tain-drendrika ny ratsy fanahy rehetra eto an-tany.+
Izany no itiavako ny fampahatsiahivanao.
-
-
Ohabolana 25:4Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
4 Esory amin’ny volafotsy ny tain-drendrika,
Dia hadio tanteraka ilay volafotsy.+
-