Eksodosy 32:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Dia niangavy an’i* Jehovah Andriamaniny+ i Mosesy, ka niteny hoe: “Jehovah ô, nahoana ianao no hanampatra ny hatezeranao amin’ny vahoakanao, rehefa avy nitondra azy ireo nivoaka avy tany Ejipta tamin-kery lehibe sy tamin’ny sandry mahery?+ Salamo 106:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Efa saika nanome baiko izy hoe haripaka izy ireo,Nefa nitalaho taminy* i Mosesy olom-boafidiny,Mba hampitony ny fahatezerany Izy ka tsy handringana an’ireo.+
11 Dia niangavy an’i* Jehovah Andriamaniny+ i Mosesy, ka niteny hoe: “Jehovah ô, nahoana ianao no hanampatra ny hatezeranao amin’ny vahoakanao, rehefa avy nitondra azy ireo nivoaka avy tany Ejipta tamin-kery lehibe sy tamin’ny sandry mahery?+
23 Efa saika nanome baiko izy hoe haripaka izy ireo,Nefa nitalaho taminy* i Mosesy olom-boafidiny,Mba hampitony ny fahatezerany Izy ka tsy handringana an’ireo.+