-
Ezekiela 16:17, 18Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
17 Nalainao koa ireo firavakao tsara tarehy vita amin’ny volamena sy volafotsy nomeko anao, ka nanamboaranao sarin-dehilahy. Dia nivaro-tena tamin’ireny sarivongana ireny ianao.+ 18 Ary nalainao ny akanjonao misy peta-kofehy ka nampanaovinao an’ireny.* Natolotrao an’ireny ny menaka sy ny emboka manitra tokony ho ahy.+
-