FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Isaia 57:7, 8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  7 Teny amin’ny tendrombohitra avo sy manerinerina ianao no nanamboatra ny fandriananao.+

      Niakatra teny koa ianao mba hanao sorona.+

       8 Nametraka marika fahatsiarovana tao ambadiky ny varavarana sy tolàna ianao.

      Nilaozanao aho dia nesorinao ny akanjonao.

      Dia niakatra ianao ary nataonao malalaka ny fandriananao.

      Nanao fifanekena tamin’ireny koa ianao.

      Tia niray fandriana tamin’ireny ianao,+

      Ary nibanjina ny filahiana.*

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara