-
Jeremia 2:20Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
20 ‘Fa efa hatry ny ela no nopotipotehiko ny zioganao,+
Ary notapahiko izay namatotra anao.
Hoy anefa ianao: “Tsy hanompo anao aho.”
-
-
Ezekiela 16:16Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
16 Nalainao ny akanjonao marevaka sasany, dia nandravahanao ny toerana avo, ary teny ianao no nivaro-tena.+ Zavatra tsy tokony hitranga mihitsy anefa izany sady tsy tokony hisy akory.
-
-
Ezekiela 23:17Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
17 Tonga foana teo amin’ny fandriana fanaovany firaisana ny Babylonianina. Dia nanampatra ny faniriany hanao firaisana* izy ireny ka nandoto azy. Rehefa avy nandoto azy izy ireny, dia tofoka tamin’ireny izy ka niala taminy.
-