25 Nanorina toerana avo teny amin’ny toerana mora tazana indrindra teny amoron-dalana rehetra teny, ianao. Dia nataonao lasa zavatra maharikoriko ny hatsaran-tarehinao, satria nivaro-tena tamin’izao mpandalo rehetra izao ianao,+ ary vao mainka nanaram-po nivaro-tena.+