FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 106:39, 40
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 39 Nanjary nandoto tena izy ireo noho ny fanaony;

      Nivaro-tena* tamin’ny andriamani-kafa izy ireo noho ny nataony.+

      40 Koa tezitra be tamin’ny vahoakany i Jehovah,

      Ka lasa halany ny lovany.

  • Jeremia 6:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  8 Mba maneke hahitsy, ry Jerosalema ô, raha tsy izany dia ho tofoka aminao aho ka hiala aminao.+

      Hataoko lasa tany tsy misy mponina ianao.”+

  • Jeremia 12:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  8 Amiko dia nanjary toy ny liona any an’ala ny lovako.

      Nierona tamiko izy

      Ka lasa halako.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara