Levitikosy 26:34 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 34 “‘Hanonitra ny sabatany ny tany amin’izay, mandritra ny andro rehetra tsy hisian’ny mponina ao, raha mbola any amin’ny tanin’ny fahavalonareo ianareo. Dia hiala sasatra* ilay tany, satria honerany ny sabatany.+ Jeremia 9:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Hataoko lasa vato mivangongo+ sy fonenan’ny alikadia+ i Jerosalema,Ary hataoko lasa aolo tsy misy mponina+ ireo tanànan’i Joda.
34 “‘Hanonitra ny sabatany ny tany amin’izay, mandritra ny andro rehetra tsy hisian’ny mponina ao, raha mbola any amin’ny tanin’ny fahavalonareo ianareo. Dia hiala sasatra* ilay tany, satria honerany ny sabatany.+
11 Hataoko lasa vato mivangongo+ sy fonenan’ny alikadia+ i Jerosalema,Ary hataoko lasa aolo tsy misy mponina+ ireo tanànan’i Joda.