-
Jeremia 4:27Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
27 Fa izao no lazain’i Jehovah: “Horavako ilay tany manontolo,+
Saingy tsy horavako tanteraka.
-
-
Jeremia 25:11Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
11 Dia ho rava tanteraka ity tany manontolo ity ka hanjary hampihorohoro. Ary hanompo an’ilay mpanjakan’i Babylona mandritra ny 70 taona+ ireo firenena ireo.”’
-
-
Jeremia 32:43Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
43 Ary hisy hividy saha indray eto amin’ity tany ity,+ na dia milaza aza ianareo hoe: “Tany ngazana tsy misy olona na biby ity, sady efa nomena ho an’ny Kaldeanina.”’
-