Ezekiela 23:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 “Nivaro-tena foana izy sady naharihariny ny fitanjahany,+ nefa tsy nahalala menatra akory izy. Tofoka taminy àry aho ka nialako izy, hoatran’ilay izaho tofoka tamin’ny rahavaviny ka niala taminy.+
18 “Nivaro-tena foana izy sady naharihariny ny fitanjahany,+ nefa tsy nahalala menatra akory izy. Tofoka taminy àry aho ka nialako izy, hoatran’ilay izaho tofoka tamin’ny rahavaviny ka niala taminy.+