-
Ezekiela 24:18Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
18 Niresaka tamin’ny olona aho ny maraina, dia maty ny vadiko ny hariva. Koa nataoko daholo izay rehetra nasaina nataoko, ny ampitso maraina.
-