FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Isaia 8:18
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 Ireto izaho sy ireo zaza nomen’i Jehovah ahy!+ Famantarana+ sy fahagagana eo amin’ny Israely izahay, famantarana sy fahagagana avy amin’i Jehovah Tompon’ny tafika izay mipetraka eo amin’ny Tendrombohitra Ziona.

  • Isaia 20:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Dia hoy i Jehovah: “Nandeha nitanjaka sy tsy nanao kapa telo taona i Isaia mpanompoko, mba ho famantarana+ sy fambara momba an’izay hanjo an’i Ejipta+ sy Etiopia.+

  • Ezekiela 4:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Makà lasitra vy fanaova-mofo, ka atsangano toy ny manda vy eo anelanelanao sy ilay tanàna ilay izy. Dia ataovy manatrika an’ilay tanàna ny tarehinao. Fa hatao fahirano izy io, ka ianao no hanao fahirano azy. Ho famantarana ho an’ny taranak’Israely izany.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara