-
Ezekiela 12:6Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
6 Ataovy eo an-tsorokao, eo imason’izy ireo, ilay entana ka ento mivoaka rehefa maizina ny andro. Ary saròny ny tarehinao mba tsy hahitanao ny tany, satria ataoko famantarana ho an’ny taranak’Israely ianao.”+
-
-
Ezekiela 24:24Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
24 Famantarana ho anareo i Ezekiela.+ Hoatran’izay nataony mihitsy no hataonareo. Rehefa mitranga izany, dia tsy maintsy ho fantatrareo fa izaho no Jehovah Tompo Fara Tampony.’”’”
-