-
Ezekiela 4:3Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
3 Makà lasitra vy fanaova-mofo, ka atsangano toy ny manda vy eo anelanelanao sy ilay tanàna ilay izy. Dia ataovy manatrika an’ilay tanàna ny tarehinao. Fa hatao fahirano izy io, ka ianao no hanao fahirano azy. Ho famantarana ho an’ny taranak’Israely izany.+
-
-
Ezekiela 24:24Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
24 Famantarana ho anareo i Ezekiela.+ Hoatran’izay nataony mihitsy no hataonareo. Rehefa mitranga izany, dia tsy maintsy ho fantatrareo fa izaho no Jehovah Tompo Fara Tampony.’”’”
-