FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Ezekiela 27:32, 33
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 32 Hanao an’izao hira fisaonana izao izy ireo sady hitaraindraina satria halahelo anao:

      ‘Iza no hoatran’i Tyro? Izao anefa izy mangina eny afovoan-dranomasina.+

      33 Nanome fahafaham-po firenena maro ianao, rehefa tonga avy eny an-dranomasina ny entanao.+

      Lasa nanan-karena ny mpanjaka eto an-tany noho ny harenanao be dia be sy ny entam-barotrao.+

  • Ezekiela 28:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  5 Nahazo harem-be ianao satria mahay manao raharaham-barotra,+

      Dia nirehareha ny fonao satria nanan-karena ianao.”’

  • Ezekiela 28:18
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 Nozimbazimbainao ny toeranao masina, satria nanao fahadisoana lehibe ianao sady nanao ny tsy marina tamin’ny raharaham-barotra.

      Hasiako afo mivoaka avy eo aminao, dia ho levon’ny afo ianao.+

      Ary hataoko lasa lavenona eny ambonin’ny tany ianao, eo imason’izay rehetra mijery anao.

  • Zakaria 9:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  3 Nanangana manda* fiarovana i Tyro,

      Sady nanangona volafotsy be dia be hoatran’ny vovoka,

      Sy volamena be dia be hoatran’ny fotaka eny an-dalana.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara