FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Isaia 23:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 23 Ny fanambarana momba an’i Tyro:+

      Midradradradrà, ry sambon’i Tarsisy,+

      Fa noravana ilay seranana ka tsy azo idirana intsony.

      Tany Kitima+ ireny no nilazana an’izany.

  • Isaia 23:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  3 Ary nentina teny ambonin’ny rano ny varimbazahan’i* Sihora,*+

      Dia ny vokatr’i Neily, izay fidiram-bolan’i Tyro.

      Lasa tombony ho an’ireo firenena izany.+

  • Ezekiela 27:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 “‘“Nanao raharaham-barotra taminao i Tarsisy+ satria nanan-karena be ianao.+ Natakalon’izy ireo volafotsy sy vy sy firapotsy ary firamainty ny entanao.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara