1 Mpanjaka 10:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Nanana andiana sambon’i Tarsisy+ ny mpanjaka, ary niaraka tamin’ny andian-tsambon’i Hirama teny an-dranomasina izy ireny. Tonga isaky ny telo taona ny andian-tsambon’i Tarsisy, izay nitondra volamena sy volafotsy, ivoara,+ rajako, ary vorombola.
22 Nanana andiana sambon’i Tarsisy+ ny mpanjaka, ary niaraka tamin’ny andian-tsambon’i Hirama teny an-dranomasina izy ireny. Tonga isaky ny telo taona ny andian-tsambon’i Tarsisy, izay nitondra volamena sy volafotsy, ivoara,+ rajako, ary vorombola.