FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Jeremia 46:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 “Lazao atỳ Ejipta izany, ary ambarao ao Migdola.+

      Ambarao ao Nofa* sy Tapanesa+ izany.

      Teneno hoe: ‘Makà toerana dia miomàna,

      Fa hisy sabatra handripaka an’ireo manodidina anao.

  • Ezekiela 30:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  4 Hisy sabatra hamely an’i Ejipta, ary hitebiteby i Etiopia rehefa miampatrampatra any Ejipta ny fatin’izay novonoina.

      Dia hisy haka ny harenany, ary hisy handrava ny fototra iorenany.+

  • Ezekiela 32:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Hataoko matin’ny sabatra ny vahoakanao, dia ny sabatry ny miaramila matanjaka.

      Firenena faran’izay tsy miantra olona no niavian’izy rehetra.+

      Haetrin’izy ireo i Ejipta fa mirehareha, ary haripany daholo ny vahoakany.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara