- 
	                        
            
            Ezekiela 31:12Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
 - 
                            
- 
                                        
12 Hikapa azy ny hafa firenena, dia firenena faran’izay tsy mifaditrovana. Havelan’izy ireo ho irery eny an-tendrombohitra izy, ka hihintsana eny amin’ny lohasaha rehetra ny raviny. Ho tapaka ny rantsany ka ho latsaka eny amin’ny renirano rehetra eo amin’ilay tany.+ Dia hiala avy eo ambany alokalony ny firenena rehetra ka handao azy.
 
 -