Genesisy 10:13, 14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 I Mizraima niteraka an’i Lodima,+ Anamima, Lehabima, Naftohima,+ 14 Patrosima,+ Kaslohima izay niavian’ny Filistinina,+ ary Kaftorima.+ Ezekiela 30:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Hataoko lasa tsy misy mponina i Patrosa.+ Handrehitra afo ao Zoana aho, ary hampiharako didim-pitsarana ny ao No.*+
13 I Mizraima niteraka an’i Lodima,+ Anamima, Lehabima, Naftohima,+ 14 Patrosima,+ Kaslohima izay niavian’ny Filistinina,+ ary Kaftorima.+
14 Hataoko lasa tsy misy mponina i Patrosa.+ Handrehitra afo ao Zoana aho, ary hampiharako didim-pitsarana ny ao No.*+