Genesisy 10:13, 14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 I Mizraima niteraka an’i Lodima,+ Anamima, Lehabima, Naftohima,+ 14 Patrosima,+ Kaslohima izay niavian’ny Filistinina,+ ary Kaftorima.+ Jeremia 44:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 44 Izao no hafatra nampitaina tamin’i Jeremia, ho an’ny Jiosy rehetra nipetraka tatỳ Ejipta,+ dia ireo nipetraka tao Migdola,+ Tapanesa,+ Nofa,*+ ary Patrosa:+
13 I Mizraima niteraka an’i Lodima,+ Anamima, Lehabima, Naftohima,+ 14 Patrosima,+ Kaslohima izay niavian’ny Filistinina,+ ary Kaftorima.+
44 Izao no hafatra nampitaina tamin’i Jeremia, ho an’ny Jiosy rehetra nipetraka tatỳ Ejipta,+ dia ireo nipetraka tao Migdola,+ Tapanesa,+ Nofa,*+ ary Patrosa:+