Hosea 9:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Tsy hipetraka eo amin’ny tanin’i Jehovah intsony ny Israely.+Fa hiverina any Ejipta kosa i Efraima,Ary hihinana zavatra maloto+ any Asyria izy ireo.
3 Tsy hipetraka eo amin’ny tanin’i Jehovah intsony ny Israely.+Fa hiverina any Ejipta kosa i Efraima,Ary hihinana zavatra maloto+ any Asyria izy ireo.