-
Isaia 6:2Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
2 Nisy serafima nijoro teo amboniny. Samy nanana elatra enina avy izy ireo,* ka ny roa nanaronany ny tarehiny, ny roa nanaronany ny tongony, ary ny roa nanidinany.
-