Salamo 107:33, 34 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 33 Manova ny renirano ho tany efitra Andriamanitra,Sy manova ny loharano ho tany karakaina,+34 Ary ny tany mahavokatra ho tany ngazana feno sira,+Noho ny ratsy ataon’ny olona mipetraka ao. Ezekiela 29:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Hataoko ngazana indrindra amin’ny tany rehetra ny tanin’i Ejipta, ary ny tanànany no ho tanàna aolo indrindra mandritra ny 40 taona.+ Dia haparitako any amin’ny firenena samy hafa ny Ejipsianina, sady haeliko any amin’ny tany samihafa.”+
33 Manova ny renirano ho tany efitra Andriamanitra,Sy manova ny loharano ho tany karakaina,+34 Ary ny tany mahavokatra ho tany ngazana feno sira,+Noho ny ratsy ataon’ny olona mipetraka ao.
12 Hataoko ngazana indrindra amin’ny tany rehetra ny tanin’i Ejipta, ary ny tanànany no ho tanàna aolo indrindra mandritra ny 40 taona.+ Dia haparitako any amin’ny firenena samy hafa ny Ejipsianina, sady haeliko any amin’ny tany samihafa.”+