-
1 Mpanjaka 17:7Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
7 Ritra anefa ilay renirano rehefa afaka elaela,+ satria tsy nisy orana nilatsaka tao amin’ilay tany.
-
-
Isaia 42:15Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
15 Handrava tendrombohitra sy havoana aho,
Dia hataoko maina ny zavamaniry rehetra eny.
-
-
Amosa 4:7Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
7 ‘Tsy nomeko orana koa ianareo, telo volana talohan’ny fijinjana.+
Nandatsahako orana ny tanàna iray, fa ny iray kosa tsy nandatsahako.
Nahazo orana ny saha iray,
Fa ny iray kosa maina satria tsy nisy orana.
-