FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 107:33
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 33 Manova ny renirano ho tany efitra Andriamanitra,

      Sy manova ny loharano ho tany karakaina,+

  • Isaia 44:27
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 27 Izaho Ilay miteny amin’ny rano lalina hoe: ‘Miovà ho lasa etona,

      Dia hataoko ritra ny reniranonao rehetra.’+

  • Isaia 50:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  2 Nahoana àry no tsy nisy olona teto rehefa tonga aho?

      Ary nahoana no tsy nisy namaly rehefa niantso aho?+

      Angaha ny tanako fohy loatra ka tsy mahavita manavotra,

      Sa izaho tsy manan-kery hamonjena?+

      Teneniko mafy fotsiny ny ranomasina dia ritra,+

      Ary ovako ho tany efitra ny renirano.+

      Matin’ny hetaheta ny trondrony,

      Dia lo fa tsy misy rano.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara