-
Salamo 107:33Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
33 Manova ny renirano ho tany efitra Andriamanitra,
Sy manova ny loharano ho tany karakaina,+
-
Salamo 114:1Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
114 Rehefa nivoaka avy tany Ejipta ny Israely,+
Ary nandao firenena mampiasa teny vahiny ny taranak’i Jakoba,
-
Isaia 42:15Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
15 Handrava tendrombohitra sy havoana aho,
Dia hataoko maina ny zavamaniry rehetra eny.
-
-
Nahoma 1:4Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
Malazo i Basana sy Karmela,+
Ary malazo koa ny voninkazon’i Libàna.
-
-
-
-
-