Ezekiela 37:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Hoy izy avy eo tamiko: “Ry zanak’olona, ny taranak’Israely manontolo ireo taolana ireo.+ Hoy mantsy izy ireo: ‘Maina ny taolanay. Tsy manana fanantenana intsony izahay,+ fa tena vita hatreo ny aminay.’
11 Hoy izy avy eo tamiko: “Ry zanak’olona, ny taranak’Israely manontolo ireo taolana ireo.+ Hoy mantsy izy ireo: ‘Maina ny taolanay. Tsy manana fanantenana intsony izahay,+ fa tena vita hatreo ny aminay.’