FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Jeremia 39:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Fa navelan’i Nebozaradana lehiben’ny mpiambina hijanona tao Joda kosa ny sasany tamin’ireo mahantra faraidiny, izay tsy nanana na inona na inona. Nomeny tanimboaloboka sy tany hovolena* koa izy ireo,+ tamin’izany andro izany.

  • Ezekiela 36:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 Koa henoy ny tenin’i Jehovah Tompo Fara Tampony, ry tendrombohitr’i Israely ô! Izao no tenin’i Jehovah Tompo Fara Tampony amin’ny tendrombohitra, ny havoana, ny renirano, ny lohasaha, ny toerana rava tsy misy mponina,+ ary ny tanàna aolo, izay avy norobain’ireo sisa tsy maty avy any amin’ny firenena manodidina azy sady nesoiny.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara