FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Tantara 36:20, 21
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 20 Dia nentiny ho babo tany Babylona izay sisa tsy matin’ny sabatra,+ ka lasa nanompo azy+ sy ny taranany, mandra-pahatongan’ny fotoana nitondran’ny fanjakan’i Persa.+ 21 Nitranga izany mba ho tanteraka ny tenin’i Jehovah nolazain’i Jeremia.+ Tsy nisy mponina intsony ilay tany, raha tsy efa voaonitra ireo sabata tsy notandreman’izy ireo.+ Dia niala sasatra ilay tany mandra-pahatapitry ny 70 taona.+

  • Isaia 6:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Ary hoy aho: “Mandra-pahoviana, Jehovah ô?” Dia hoy izy:

      “Mandra-paharavan’ny tanàna, ka tsy hisy mponina intsony ao,

      Sady tsy hisy olona intsony ao amin’ireo trano,

      Ary ho simba sy tsy hisy mponina ilay tany,+

  • Jeremia 44:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 “Izao no lazain’i Jehovah Tompon’ny tafika, Andriamanitry ny Israely: ‘Efa hitanareo ny loza rehetra nataoko tamin’i Jerosalema+ sy ny tanàna rehetra any Joda. Rava tanteraka izy ireo ankehitriny, sady tsy misy mponina.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara