Jeremia 25:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 “‘Rehefa tapitra anefa ny 70 taona,+ dia hataoko ampamoaka* ny mpanjakan’i Babylona sy izany firenena izany noho ny fahadisoany’,+ hoy i Jehovah. ‘Ary hataoko tsy misy mponina sy ngazana mandrakizay ny tanin’ny Kaldeanina.+ Zakaria 1:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Dia hoy ilay anjelin’i Jehovah: “Ry Jehovah Tompon’ny tafika ô! Mandra-pahoviana ianao no tsy hamindra fo amin’i Jerosalema sy ireo tanànan’i Joda,+ izay nahatezitra anao nandritra izay 70 taona izay?”+
12 “‘Rehefa tapitra anefa ny 70 taona,+ dia hataoko ampamoaka* ny mpanjakan’i Babylona sy izany firenena izany noho ny fahadisoany’,+ hoy i Jehovah. ‘Ary hataoko tsy misy mponina sy ngazana mandrakizay ny tanin’ny Kaldeanina.+
12 Dia hoy ilay anjelin’i Jehovah: “Ry Jehovah Tompon’ny tafika ô! Mandra-pahoviana ianao no tsy hamindra fo amin’i Jerosalema sy ireo tanànan’i Joda,+ izay nahatezitra anao nandritra izay 70 taona izay?”+