FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Samoela 17:34, 35
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 34 Dia hoy i Davida taminy: “Izaho mpanomponao no lasa mpiandry ny ondry sy osin’ny dadanay, ary nisy liona+ tonga ka naka ondry iray tamin’ny andian’ondry. Dia nisy fotoana koa nisy orsa nanao hoatr’izany. 35 Dia lasa nanenjika azy aho ka namely azy ary namonjy an’ilay ondry teny am-bavany. Rehefa nitsangana hamely ahy izy, dia notazoniko tamin’ny volony,* ary nasiako izy ka matiko.

  • Salamo 80:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
  • Isaia 56:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 Hoy i Jehovah Tompo Fara Tampony, izay manangona an’ireo Israelita efa niparitaka:+

      “Ankoatra an’izay efa voangona, dia hanangona olon-kafa ho eo amin’izy ireo koa aho.”+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara