Isaia 40:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Toy ny mpiandry ondry izy ka hokarakarainy* ny andian’ondriny.+ Ny sandriny no hanangonany ny zanak’ondry,Dia hotrotroiny eo an-tratrany ireny. Hotarihiny sady hokenakenainy tsara ireo ondrivavy mbola mampinono.+ Jeremia 23:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 “Dia hangoniko avy any amin’ny tany rehetra nanaparitahako azy ny ondriko sisa,+ ka haveriko ao amin’ny kijanany.+ Ho maro anaka sy hihabetsaka izy ireo.+
11 Toy ny mpiandry ondry izy ka hokarakarainy* ny andian’ondriny.+ Ny sandriny no hanangonany ny zanak’ondry,Dia hotrotroiny eo an-tratrany ireny. Hotarihiny sady hokenakenainy tsara ireo ondrivavy mbola mampinono.+
3 “Dia hangoniko avy any amin’ny tany rehetra nanaparitahako azy ny ondriko sisa,+ ka haveriko ao amin’ny kijanany.+ Ho maro anaka sy hihabetsaka izy ireo.+