FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Mpanjaka 21:29
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
  • Joela 2:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Iza moa no mahalala raha mba tsy ho tezitra intsony izy fa hiova hevitra*+ tokoa,

      Dia hitahy anareo?

      Dia amin’izay ianareo ho afaka hanolotra fanatitra varimbazaha sy fanatitra zava-pisotro ho an’i Jehovah Andriamanitrareo.

  • Jona 3:8-10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 Asaivo mitafy lamba gony na ny olona na ny biby. Asaivo miantso an’Andriamanitra amin’ny fony koa izy ireo, ka samy hiala amin’ny ratsy fanaony sady tsy hahery setra intsony. 9 Iza moa no mahalala sao mba hiova hevitra* ihany ilay tena Andriamanitra ka tsy ho tezitra be intsony, dia tsy ho faty isika?”

      10 Hitan’ilay tena Andriamanitra ny nataon’izy ireo, izany hoe ny nialan’izy ireo tamin’ny ratsy fanaony.+ Dia niova hevitra* izy, ka tsy nalefany indray ilay loza nolazainy hoe hamelezana azy ireo.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara