-
Daniela 4:2, 3Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
2 Faly aho milaza aminareo ny famantarana sy ny zava-mahagaga nataon’ilay Andriamanitra Avo Indrindra tamiko. 3 Lehibe tokoa ny famantarana nataony, ary tena miavaka ny zava-mahagaga nataony! Ny fanjakany dia fanjakana mandrakizay, ary ny fitondrany haharitra hatramin’ny taranaka fara aman-dimby.+
-