FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 18:10, 11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Hoy izy avy eo: “Hoderaina anie i Jehovah, izay namonjy anareo tamin’ny Ejipsianina sy tamin’i Farao, sady namonjy ny vahoaka teo ambany fifehezan’ny Ejipsianina! 11 Fantatro izao fa lehibe noho ny andriamanitra rehetra i Jehovah,+ rehefa jerena izay nataony tamin’ireo nanao tsinontsinona ny vahoakany.”

  • Jakoba 4:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 Lehibe kokoa anefa ny hatsaram-panahy miavaka* asehon’Andriamanitra. Hoy àry ny Soratra Masina: “Manohitra ny olona manambony tena Andriamanitra,+ fa maneho hatsaram-panahy miavaka amin’ny manetry tena kosa.”+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara