-
Daniela 2:47, 48Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
47 Dia hoy ny mpanjaka tamin’i Daniela: “Tena Andriamanitry ny andriamanitra tokoa ilay Andriamanitrareo, sady Tompon’ireo mpanjaka ary Mpampiharihary zava-miafina, satria vitanao ny nampahafantatra an’ilay zava-miafina.”+ 48 Nomen’ny mpanjaka toerana ambony i Daniela avy eo, sady nomeny fanomezana tena tsara be dia be. Notendreny ho filohan’ny faritanin’i Babylona+ koa izy, sady ho mpiadidy hifehy ny olon-kendry rehetra tao Babylona.
-