Daniela 1:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Ary nomen’ny lehiben’ny tandapa anarana hafa* izy ireo, ka i Daniela nantsoiny hoe Beltesazara,+ i Hanania nantsoiny hoe Sadraka, i Misaela nantsoiny hoe Mesaka, ary i Azaria nantsoiny hoe Abednego.+ Daniela 4:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Farany, dia nankao amiko i Daniela, ilay atao hoe Beltesazara+ araka ny anaran’ny andriamanitro.+ Ary miasa aminy ny fanahin’ireo andriamanitra masina.+ Dia nolazaiko taminy ilay nofy hoe:
7 Ary nomen’ny lehiben’ny tandapa anarana hafa* izy ireo, ka i Daniela nantsoiny hoe Beltesazara,+ i Hanania nantsoiny hoe Sadraka, i Misaela nantsoiny hoe Mesaka, ary i Azaria nantsoiny hoe Abednego.+
8 Farany, dia nankao amiko i Daniela, ilay atao hoe Beltesazara+ araka ny anaran’ny andriamanitro.+ Ary miasa aminy ny fanahin’ireo andriamanitra masina.+ Dia nolazaiko taminy ilay nofy hoe: