Isaia 30:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 “Mandehana àry, soraty eo amin’ny takela-kazo eo anatrehany izany,Ary soraty ao amin’ny boky,+Mba ho azo atao vavolombelona eny foana,Amin’ny andro ho avy.+ Habakoka 2:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Dia hoy i Jehovah tamiko: “Soraty ny fahitana, sady ataovy mazava tsara eo amin’ny takelaka fanoratana,+Mba ho mora vakin’izay* mamaky azy mafy.+ Apokalypsy 1:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 nilaza hoe: “Izay zavatra hitanao dia soraty eo amin’ny horonam-boky, ka alefaso any amin’ny fiangonana fito atsy Efesosy,+ Smyrna,+ Pergamosy,+ Tyatira,+ Sardisy,+ Filadelfia,+ ary Laodikia.”+
8 “Mandehana àry, soraty eo amin’ny takela-kazo eo anatrehany izany,Ary soraty ao amin’ny boky,+Mba ho azo atao vavolombelona eny foana,Amin’ny andro ho avy.+
2 Dia hoy i Jehovah tamiko: “Soraty ny fahitana, sady ataovy mazava tsara eo amin’ny takelaka fanoratana,+Mba ho mora vakin’izay* mamaky azy mafy.+
11 nilaza hoe: “Izay zavatra hitanao dia soraty eo amin’ny horonam-boky, ka alefaso any amin’ny fiangonana fito atsy Efesosy,+ Smyrna,+ Pergamosy,+ Tyatira,+ Sardisy,+ Filadelfia,+ ary Laodikia.”+