FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Isaia 13:17, 18
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 Hoentaniko hamely azy ireo ny Medianina,+

      Izay tsy miraharaha volafotsy

      Sady tsy tia volamena.

      18 Dia handripaka tovolahy ny tsipìkany.+

      Tsy hananany antra ireo naloaky ny kibo,

      Ary tsy hamindrany fo ny ankizy.

  • Daniela 11:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Marina izao zavatra holazaiko aminao izao:

      “Mbola hisy mpanjaka telo hitsangana any Persa, ary ny fahefatra hanangona harena betsaka noho ny an’ny hafa rehetra. Rehefa lasa mahery izy noho ny harenany, dia hoentaniny ny rehetra mba hanafika ny fanjakan’i Gresy.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara